About Me
Français (Fr):
- C’est suite à la généreuse rencontre de Tsirison RAMANANDRAY et de Benoît MARDELLE, se côtoyant quotidiennement au sein du même cursus universitaire de master en sciences, que la nécessité de travailler et de produire les compositions de Tsirison fut une évidence pour les deux musiciens et amis.
Tsirison RAMANANDRAY est originaire de l’île de Madagascar, guitariste et chanteur autodidacte, sa sensibilité qu’il transporte vient de la musique traditionnelle malgache mélangée avec un soupçon d’instruments
amplifiés pour amener à la fois un caractère folk et brut d’émotions.
Tsirison a grandit dans les hautes terres de Madagascar où une des musiques traditionnelles phares inclut les instruments à vents et les tambours. C’est
après avoir passé deux années universitaires au nord de Madagascar où il puisera d’autre style de musique traditionnelle, qu’il s’installe en France.
Lorsque l’une des chansons raconte un homme parlant de la vie dans son ghetto, de ses combats, de son quotidien…le quotidien de ses amies et la manière dont il tend ses mains vers les autres, une autre chanson exprime la gaieté de vie du peuple malagasy et de toutes les ethnies.
Malgache (Mg):
- Fony mbola mpianatra tamin’ny ambaratonga ambony tao Niort (Andrefan’i France) no nifankahita voalohany i Benoit MARDELLE sy Tsirison RAMANANDRAY. Nitovy mantsy ny fianarana nataon’izy ireo tamin’izany fotoana izany.
Indray andro ary dia nohenoin’izy ireo niaraka ireo hira noforonin’i Tsirison hatrizay. Tamin’io fotoana io indrindra no nitsiry ny vinavina hanangana tarika mba ho fampandrosoana ny kanto. Benoit moa dia nanaraka fampianarana amponga maro anaka nandritra ny taona maro tao amin’ny Conservatoire an’i Tours (Anivon’i France).
Nanomboka teo dia tonga nanotrona ireo namana maro samihafa. Aina RAKOTONANAHARY (Malagasy) namana mpikalo ambony tamboho, teo amin’ny fitendrena gitara sy ny fandrindrana ny hira. Lucas Mc Cauley (Amerikanina), niandraikitra fampianarana teny anglisy tamin’izany fotoana, injeniera ny feo ary koa havanana amin’ny saxe. Julien DESRANTE (Frantsay), mpampianatra ao amin’ny sekoly momba ny fambolena ao Angoûleme (Andrefan’I France), mpitendry gitara beso.
Raha ny hira tovozon’ny tarika dia mianga avy amin’ny mozika netindrazana Malagasy mifangaro amin’ireo gadona avy amin’ny tany hafa izay mifandray indrindra amin’ny fiavian’ny tsirairay ao anatin’ny tarika.
Raha ny tononkira indray dia maneho ireo zavamisy eo amin’ny fiainana ankapobeany. Tsara marihana koa anefa fa ireo teny nampiasaina dia tsy milaza mivantana ny hevitra tian’ny mpanoratra ampitaina amin’ny mpiheno. Ny antony moa dia ny mba hamelana faritra hafahan’ny mpihaino maka izay hevitra tiany ho tovozina.
Américain (Us):
- It was the chance meeting of Benoît Mardelle and Tsirison Ramanandray, two students in a science masters program, which lead to their eventual collaboration. It was only natural for the two musicians to put their creative heads together – nurturing and finalizing the original music of Tsirison.
Tsirison Ramanandray, hailing from his native island of Madagascar, is the lead singer and rhythm guitarist of the group. The sensuality of his traditional Madagascan style and hint of amplified guitars are mixed to perfection and transport listeners out of their seats and off to the green island where it all started. Tsirison grew up in the highlands of Madagascar where one of the main musical styles makes use of everything from flutes, various percussion, and stringed instruments, but it was only after two years in the north of his country and several years in France that his personal style took over, mixing influences from his home town, other regions of the island, and finally France.
While the subjects of Tsirison’s songs are as diverse as his influences, there is a common thread that tie all the compositions together – the optimism and warm welcome of a people proud of their culture and a willingness to share it with the world.After much work on the part of American, French, and Madagascan musicians, in both arranging and rehearsing, the group is now ready for the stage.