Ny Antsaly The Trio band is a reference in the field of traditional music from the center of Madagascar. Of course others were not outsiders, like "Kambana mirahalahy" or other virtuosos of the valiha in Imerina and Betsileo countries.
But, as far some bands of the 20th century, those who were later assimilated to the traditional music, have been influenced by the music of the "petite bourgeoisie" after years of 2nd war, as far Ny Antsaly The Trio was distinguished by his integrity in rhythms and words. They always reveal the Ntaolo lyricism inherited directly from the ancestors.
In addition Ny Antsaly The Trio has toured the world to share his music. It is therefore with notoriety that this band joins celebrities in the "Pantheon" of Malagasy music. Especially important it is for current generations of musicians or simple malagasy music lovers to find, view, listen to this music and draw on their talents.
Ny Antsaly The Trio is part of Malagasy musical heritage. Their works take pride of place in the collective memory of malagasy people. JA
____________________________________________________________
__
Ny Antsaly no tarika naneho indrindra ny hira nentin-drazana tao amin'ny faritra afovoan'i Madagasikara. Tsy latsa-danja koa anefa ireo tarika toy ny " Kambana mirahalahy " na koa ireo kingalahy amin'ny valiha tao Imerina sy tao amin'ny faritany Betsileo.
Saingy, raha maro ny tarika mpihira tamin'ny taonjato faha 20 , ireo izay voalaza taty ahoriana fa naneho ny vakoka, no nandray kely tamin'ny bà -kira vahiny nalaza tao ahorian'ny ady lehibe faharoa, ny tarika Ny Antsaly dia nikiry nampiseho ny tena naha izy azy tamin'ny bà -kirany sy ny tononkirany. Ny angola-teniny dia nolovainy tamin'ny fomba fitenin'ny Ntaolo, ireo razana.
Tsy izany ihany fa ny tarika Ny Antsaly dia nanenika firenena maro nampahafantatra ny sangan'asany. Noho izany dia rariny izy raha apetraka ampandrianina anisan'ny tarika malagasy nahay indrindra. Satria koa zava-dehibe hoan'ny tanora mpanao zavakanto ankehitriny, na koa ireo izay mpankafia hira fotsiny ihany, ny mahafantatra, mandinika ary mihaino ny hirany mba hakany haingam-panahy.
Ny tarika Ny Antsaly dia tena anivon'ny vakodrazana malagasy. Ireo sangan'asany dia manana toerana avo ao amin'ny tadidy iombonan'ny malagasy. J.A.
____________________________________________________________
_
Le trio Ny antsaly est Le groupe Référence en matière de musique traditionnelle des Hauts-plateaux de Madagascar. D'autres n'en valent pas moins évidemment, comme les "Kambana mirahalahy" ou d'autres virtuoses du valiha en Imerina et au pays Betsileo.
Mais, autant certains groupes du xxème siècle, ceux qui se sont vus plus tard assimiler à la musique dite traditionnelle, étaient influencés par la musique de la "petite bourgeoisie" des années d'après guerre, autant Le Trio Ny Antsaly se distinguait par son intégrité quant aux rythmes et aux paroles. Ces dernières révèlent toujours le lyrisme hérité directement des Ntaolo, les Ancêtres.
De plus Le Trio Ny Antsaly a parcouru le monde pour faire connaître sa musique. Il est donc de notoriété que ce groupe rejoigne les plus grands au panthéon de la musique malgache. D'autant qu'il est important que les générations actuelles de musiciens malgaches ou de simples mélomanes puissent découvrir, consulter, écouter leur musique et s'inspirer de leurs talents.
Le Trio Ny Antsaly fait partie du patrimoine musical malgache. Leurs oeuvres tiennent une place prépondérante dans la mémoire collective.
J.A.
____________________________________________________________
__
MADANIGHT.COM nous offre ce blog sur Sylvestre RANDAFISON, un des pilliers du Trio Ny Antsaly:
http://www.madanight.com/articles/necrologie/97-deces-de-syl
vestre-randafison___________________________________________
__________________